Omme tous les ans, les acteurs de la vie malagasy de Toulouse présentent leurs voeux, leurs bilans et leurs projets à venir sur nos ondes.
Lalao François Rabenandrasana, fantatra ihany koa amin'ny anarana hoe "Nandrasana" no vahinintsika androany. Izy no filohan'ny Federasiona vaovao vao nitsangana, dia ny Federasaion'ny kanto, teny sy soratra.
Première emission de l'année. Les projets de Gasik'Arts pour 2014.
Fandaharana farany amin?ity taona 2013 ity! miaraka amin'i Nanouh sy Nicky mpikarakara ny fetin'ny faran'ny taona eto Toulouse.
Jery lavitra akaiky miaraka amin'i Muriel (Canada) momba an'i Madagasikara amin'izao ankatoky ny Noely izao.
Jeu de Gasik'Arts pour les cadeaux de noël. Marius Rakotovao nous livre ses opinions sur l'élection présidentielle et nous dévoile son choix.
Tamin'ny 16/11 teo ny fankalazana ny faha-50 taonan'ny FI.MPI.MA. tao Antananarivo
Miaraka manentana amin'i Gasik'Arts i Francis Turbo anroany : ny fifidianana, ny fiainana, ny mpanakanto
Nanouh Rasamoely nous présente le Bazar de Noël et intervention surprise de Francis Turbo.
Vilam-bava androany: Ny fandriampahalemana sy ny fiarovana ny fanana mpanjakana.
Résultats provisoires rendu public par la CENI-T et remis à la Cour électorale spéciale ce vendredi 8 novembre 2013
Et si vous contribuez à la sortie du film de Nantenaina Lova "Made in Madagascar... Avec presque rien"?