Ny tantaran'ny Barea. Ny vahiny androany; Filohan'ny FPMA Andriamatoa Solofo Rajaobelina nanolotra ny fampisehoan'ny tarika TGC eto Toulouse.
La fête de l'indépendance du 26 juin. Le poëme de Rado, "Fahaleovantena" traduit par Di "Indépendance", déclamés sur Gasik'Arts.
Alefa Barea - Emission spéciale pour soutenir notre équipe nationale de football à la CAN 2019
Iray volan'ny teny malagasy. Ireo teny fandisontsika matetika. Ireo sokajin'ny fiteny malagasy : Tatsinanana, Tandrefana, mandray roa. Co-animation avec Audrey TRAGIN .
Lucia de l'association Dina partage avec nous la semaine culturelle et célébration de la fête nationale malagasy 2019.
Charly Concept live manolotra ny tarika Mahaleo ho antsika eto Toulouse no vahin'ny fandaharana androany.
Chansons d'antan et d'autrefois spe?ciale fe?te des me?res - avec Rajery
Takalo iarahana amin'i Hajaina Andrianasolo momba ny Sorabe.
Hajaina Andrianasolo, mpanoratra, mpikaroka, mpampianatra, filoha amperin'asan'ny HAVATSA-UPEM no miresaka amintsika momba ny tantaran'ny haisoratra malagasy
Ny voatavo sy ireo ohabolana. Notsongaina tao amin'ny bokin'i Lalao François Rabenandrasana "ny tontolo sy ny Ntaolo malagasy"
Lanto Rahajarizafy - DG en charge de la coordination du partenariat pour le de?veloppement nous explique les tenants et aboutissants du programme LOHARANO.
Gasik'Arts fête ses 18 ans à l'antenne en dédiant l'émission d'aujourd'hui à ses fidèles auditeurs.