Abel Andriarimalala no vahinintsika anio. Poeta, mpamoron-kira, mpampianatra teny malagasy. Niandraikitra ihany koa ny sampana Kolontsaina izy tao amin'ny Governemanta Ramanantsoa. Zanaka artista malagasy ihany koa izy (Ener Lalandy sy Mavo). Tantarainy amintsika ny fiainana naha- sy maha-artista Malagasy azy hatramin'izao. Ny ezaka tao amin'ny sampana Kolontsaina tamin'izany fotoana izany tamin'ny naha-Tale azy.
Invité du jour : Erick Rajaonary Président FIVMPAMA et Président Directeur Général de l'entreprise GUANOMAD
Eris Rabedaoro de l'association IRAY nous parle de "Volambita"
Échanges avec Christian Mousset. lors de son passage à Toulouse pour le Festival Rio Loco. La dernière émission avant les vacances.
Pour les vacances, 3 recettes : le kitoza, le punch aux parfums de Madagascar, achard pomme
Dernier entretien avec Régis Gizavo, Monika Njava et D'Gary lors du Festival Rio Loco de juin 2017. La biographie de Régis Gizavo
M. Norbert Richard Ibrahim, chargé d'affaires à l'Ambassade de Madagascar à Bruxelles
Eddy le leader du groupe rock Dizzy Brains est notre invité. Songs for Madagascar, avec Anne-Marie Turon, Présidente de l'association Les amis des Jean Laborde
Amin'izao ankatoky ny fetim-pirenena sy fetin'ny Dahaleovan-tenan'i Madagasikara izao, manao ahoana ny endriky ny "fahaleovan-tena" any Madagasikara?
Jaojoby est notre invité dans le cadre du Festival Rio Loco 2017
Nosy Rabejaona - Fikambanana Mamelomaso : famelomana sy fikojana ireo vakoka Malagasy. FPMA no manolotra ny rindran-kira evanjelika hataon'ny Tarika Ndriana Ramamonjy.